Catégorie : Raok’andro
-
Ody kibo
Fa tandremo mila mandeha dokotera raha ohatra ka tsy mety tony na miafana anatin’ny 2 andro Marary kibo mivalana Maka tantely iray sotro sy tany fotsy dia afangaro. Iny no hohanina fa ho hitanao fa vetivety dia ho afaka ny fivalanana Marary kibo misy rivotra Azo jerena ihany koa
-
Ody sery
Raha sery no resahina, ireto misy santionany amin’ny zavatra azo atao ho fanantoniana sy histaboana ny sery. Fa tandremo fizarana sy fampahafantarana fotsiny ito. Mila mandeha dokotera raha ohatra ka tsy mety tony na miafana anatin’ny 2 andro Azo jerena ihany koa