Catégorie : Angano
-
Ikotofetsy sy Imahakà : Tafahoana ny samy fetsy
Angano Angano, Arira Arira; Izaho Mpitantatra, Ianareo Mpihaino…Ikotofetsy sy Imahakà : Tafahoana ny samy fetsy Niainga, hono, Ikotofetsy sy Imahakà, ka Ikotofetsy mponina avy any andrefana ary Imahakà mponina avy any atsinanana. Ikotofetsy moa andeha hiantsinanana ary Imahakà kosa andeha hiankandrefana, ka tafahaona teo an-dohasaha izy roa lahy dia nifampiarahaba. Imahakà nitondra angady tanimanga voahosotra manjarano,…
-
IKOTOFETSY SY IMAHAKA : ny niantombohany
Angano Angano, Arira Arira; Izaho Mpitantatra, Ianareo Mpihaino… IKOTOFETSY SY IMAHAKA Indray andro, hono, tafahaona Ikotofetsy sy Imahakà. Ikotofetsy nivimbina harona ary Imahakà kosa nilanja angady.-Inona, leiroa, ity entinao anaty harona? hoy Imahakà.-Reniakoho matavy ity! Hamidiko any an-tsena izy ity, hoy Ikotofetsy namaly azy.-Ny ahy ity angady vao notefena, entiko hamidy eny an-tsena ihany koa.-Tena mba…
-
Rapeto
Rapeto sy Rasoalao Angano Angano, Arira Arira; Izaho Mpitantatra, Ianareo Mpihaino… Rapeto hono, dia Vazimba talohan’izany Andriamanelo, mpanjaka taty fony fahagola. Teo Ambohidrapeo andrefan’Antananarivo, no vohitra nitoerany. Lavabe nahatakatra ny lanitra izy. Tany anaty ala atsinana no nandrahoiny ny variny, nefa tany Ambohidrapeto no nihinanany azy.Tany Ambohitrarahaba, avaratr’Antananarivo, no filalaovany, ka nataony indray mandingana ihany…