Catégorie : Kabary
-
Kabary famangina manjao
Ny kabary famangiana amin’ ny fahoriana dia lahateny atao arajka ny fomba nentin-drazana malagasy izay atao mandritra ny fitsidihana olona nidonam-pahoriana. Fotoana manetriketrika tokoa io, izay ahitana kabary maneho fanajana sy fangorahana ary fahendrena. Ny tanjona amin’ izany dia ny hampionona ny velona sy hanome voninahitra ny nodimandry. Koa hajaina ny fitsipika ara-kolontsaina amin’ ny…
-
Kabary tera-bao
Ny kabary famangiana tera-bao dia kabary nentim-paharazana malagasy atao amin’ ny fitsidihana ny vehivavy sy ny fianakaviana nahazo zazakely vao haingana.Ity kabary ity dia manambara tso-drano, fankasitrahana, fifaliana iombonana, ary firaisankina amin’ ny maha mpiara-monina. Fizotran’ ny kabary MpamangyTompokolahy sy tompokovavy.Sambatra ny vary: afafy miara-maniry, akarina miara-mitoetra: tohan’ ain’ ny olombelona, reharehan’ ny manana azy.Fa samba mihoatra…
-
Kabary am-panambadiana
Ny kabary am-panambadiana dia lahateny voarindra sy kanto, mampiasa ohabolana sy oha-pitenenanana ary teny ankolakaizay, izay singa fototra sy atao manetriketrika amin’ ny fanambadiana araka ny fomba nentim-paharazana eto Madagasikara. Hita taratra amin’ izany ny haren’ ny kabary malagasy sy ny soatoavina ara-kolontsaina, ary ny maha zava-dehibe ny fianakaviana eo amin’ ny fiarahamonina. Fizotran’ ny…