Catégorie : Fomba
-
Ny fisehoana sy vodiondry
Ny dingana voalohany tsy maintsy atao rehefa nifanapatapak’ahitra ny olona lahy sy vavy fa tena hiroso amin’ny fanambadiana, dia « ny fisehoana sy ny fiantranoana » NY FISEHOANA : Aorian’ny fanapahan-kevitra ataon’ny zazalahy sy zatovovavy, rehefa nifampizaha toetra nandritra ny fotoana maharitraritra ihany dia mifanaiky izy roaroa fa haseho eo anatrehan’ireo Ray aman-dRain’ilay zatovovavy ilay…
-
Famadihana
Famadihana Ny famadihana dia famoahana indray avy ao am-pasana ny havana efa maty, izany hoe ny razana, mba ho fahatsiarovana sy ho mari-panajana azy ireo ary ho fangataham-pitahiana aminy. Amin’ izany dia entina am-pasan-drazana ny taolambalon’ izay maty tany an-tany lavitra izay nalevina tamin’ ny fasana vonjimaika (fasana anirotra na aniritra), na raha efa nakevina am-pasan-drazana izy dia famonosan-dambamena no…