Fa tandremo mila mandeha dokotera raha ohatra ka tsy mety tony na miafana anatin’ny 2 andro
Marary kibo mivalana
Maka tantely iray sotro sy tany fotsy dia afangaro. Iny no hohanina fa ho hitanao fa vetivety dia ho afaka ny fivalanana
Marary kibo misy rivotra
- clous de girofle :
Isany : dimy (5)
Fikarakarana_azy : Mampangotraka rano iray kaopy be. Rehefa mangotraka dia arotsaka ny clous de girofle dimy. Avela hangotraka miaraka folo minitra. Esorina eo am-patana ary sotroina mafana.
Laisser un commentaire